Ezekiela 42:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nisy lalana teo anelanelan’ireo efitra fisakafoana.*+ Nirefy 10 hakiho ny sakan’ilay lalana, ary 100 hakiho ny lavany.* Ary teo avaratra ny fidirana nankao amin’ireo efitra fisakafoana.
4 Nisy lalana teo anelanelan’ireo efitra fisakafoana.*+ Nirefy 10 hakiho ny sakan’ilay lalana, ary 100 hakiho ny lavany.* Ary teo avaratra ny fidirana nankao amin’ireo efitra fisakafoana.