-
Nehemia 13:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Efa nisy efitra fitehirizana entana* navelany hampiasain’i Tobia mantsy, ary malalaka ilay izy. Tao anefa taloha no fametrahana ny fanatitra varimbazaha, ny ditin-kazo manitra, ny fitaovana, ary ny fanomezana ho an’ny mpisorona. Napetraka tao koa ny ampahafolon’ny varimbazaha sy ny divay vaovao ary ny menaka,+ izay samy natao ho an’ny Levita+ sy ny mpihira ary ny mpiandry vavahady.+
-