FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary niakatra avy teo ambonin’ireo kerobima ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely,+ ka nankeo amin’ny tokonam-baravaran’ilay trano.+ Dia nantsoin’Andriamanitra ilay lehilahy nanao akanjo rongony, ilay nisy fitoeran-dranomaintin’ny mpitan-tsoratra teo amin’ny andilany.

  • Ezekiela 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia niakatra niala teo amin’ilay tanàna ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nijanona teny ambonin’ilay tendrombohitra atsinanan’ny tanàna.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara