FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nitsangana aho ka nankeny amin’ny tany lemaka, ary io fa teo ny voninahitr’i Jehovah,+ hoatran’ilay voninahitra hitako tany amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Niankohoka àry aho.

  • Ezekiela 8:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nisy hoatran’ny tanana natsotrany ka noraisiny tamin’ny volon-dohako aho. Tao anatin’ilay fahitana avy tamin’Andriamanitra, dia nentin’ny fanahy ho eo anelanelan’ny tany sy ny lanitra aho, ka nentiny tany Jerosalema, nankeo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady anatiny+ mitodika mianavaratra. Teo no nisy an’ilay sampy* mahatonga an’Andriamanitra ho saro-piaro.+ 4 Dia hitako teo ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely,+ ary hoatran’ilay hitako teny amin’ny tany lemaka ilay izy.+

  • Ezekiela 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nanainga ny elany ireo kerobima, ary teo akaikiny teo ireo kodiarana.+ Teo ambonin’izy ireo kosa ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara