Ezekiela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona faha-30, dia nisokatra ny lanitra ka nahita fahitana avy tamin’Andriamanitra* aho. Niaraka tamin’ireo olona natao sesitany,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara,+ aho tamin’izay.
1 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona faha-30, dia nisokatra ny lanitra ka nahita fahitana avy tamin’Andriamanitra* aho. Niaraka tamin’ireo olona natao sesitany,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara,+ aho tamin’izay.