FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 10:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Avy eo dia niala teo ambonin’ny tokonam-baravaran’ilay trano ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nijanona teo ambonin’ireo kerobima ireo.+ 19 Rehefa nijery aho, dia hitako fa nanainga ny elany ireo kerobima ka niakatra niala tamin’ny tany. Rehefa nandeha izy ireo, dia teo anilany koa ny kodiarana. Nijanona teo amin’ny fidirana amin’ny vavahady atsinanana mankao an-tranon’i Jehovah izy ireo, ary teo ambonin’izy ireo ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara