Ezekiela 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanainga ny elany ireo kerobima, ary teo akaikiny teo ireo kodiarana.+ Teo ambonin’izy ireo kosa ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely.+
22 Nanainga ny elany ireo kerobima, ary teo akaikiny teo ireo kodiarana.+ Teo ambonin’izy ireo kosa ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely.+