-
Ezekiela 1:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Hoatran’ny feon’ny rano be misasasasa ny fahenoako ny feon’ny elany, hoatran’ny feon’Ilay Mahery Indrindra.+ Rehefa nandeha izy ireo, dia toy ny feon’ny tafika ny fahenoana azy. Rehefa nijanona izy ireo, dia nampidininy ny elany.
-