FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 29:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Heno eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah;

      Mikotrokotroka ny feon’ilay Andriamanitra be voninahitra.+

      Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+

  • Ezekiela 43:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hitako tonga avy any atsinanana ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely.+ Toy ny feon’ny rano be misasasasa ny feony,+ ary lasa nazava be ny tany satria tratran’ny hazavan’ny voninahiny.+

  • Apokalypsy 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Naheno feo avy any an-danitra aho, hoatran’ny feona rano be sy feona kotroka mafy. Ilay feo henoko dia mitovy amin’ny feon’ny mpihira izay mampiaraka ny hirany amin’ny harpa tendreny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara