Nomery 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Asaivo mankeo aminao ny rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, dia ny fokon’ny razambenao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ sy ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Nomery 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hiara-miasa aminao izy ireo, ka hanao ny andraikiny mifandray amin’ny tranolay fihaonana sy ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay. Tsy misy mahazo manakaiky anareo ny olona tsy nahazo alalana.*+
2 Asaivo mankeo aminao ny rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, dia ny fokon’ny razambenao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ sy ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+
4 Ary hiara-miasa aminao izy ireo, ka hanao ny andraikiny mifandray amin’ny tranolay fihaonana sy ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay. Tsy misy mahazo manakaiky anareo ny olona tsy nahazo alalana.*+