Ezekiela 48:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Ho azon’ny vahoaka eo an-tanàna ampiasaina mba hanorenana trano na hatao kijana ny faritra ambiny. Hirefy 5 000 hakiho ny sakany, ary manaraka ny sisin’ilay 25 000 hakiho izy io.+ Ho eo afovoan’izy io ilay tanàna.+
15 “Ho azon’ny vahoaka eo an-tanàna ampiasaina mba hanorenana trano na hatao kijana ny faritra ambiny. Hirefy 5 000 hakiho ny sakany, ary manaraka ny sisin’ilay 25 000 hakiho izy io.+ Ho eo afovoan’izy io ilay tanàna.+