-
Ezekiela 45:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “‘Tokony hanome faritra iray ho fananan’ilay tanàna ianareo, ka 25 000 hakiho ny lavany, izany hoe mitovy amin’ilay fanomezana masina, ary 5 000 hakiho ny sakany.+ Ho an’ny taranak’Israely rehetra izy io.
-