-
Levitikosy 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay fanatitra dorana izy, ary hekena handrakofana ny fahotany izany.
-
-
Levitikosy 6:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Tsy tokony hohanina anefa ny fanatitra noho ny ota, raha nakana ra hoentina ao amin’ny tranolay fihaonana mba handrakofam-pahotana ao amin’ny toerana masina.+ Hodorana kosa ilay fanatitra.
-