-
Levitikosy 4:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “‘Raha ny vahoakan’Israely manontolo no meloka ho nanota tsy nahy,+ nefa tsy fantatry ny fiangonana hoe nanao zavatra nandraran’i Jehovah izy ireo,+ 14 ary fantatra avy eo ilay fahotana, dia hanolotra vantotr’ombilahy ny fiangonana ho fanatitra noho ny ota. Hoentiny eo anoloan’ny tranolay fihaonana izany.
-