-
Ezekiela 46:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Izao ny fanatitra varimbazaha tokony hoentin’ilay mpiadidy mandritra ny fety sy ny fotoanan’ny fety: Lafarinina iray efaha no hampiarahiny amin’ilay vantotr’ombilahy, lafarinina iray efaha no hampiarahiny amin’ilay ondrilahy, ary izay azony omena no hampiarahiny amin’ireo ondrilahy kely. Tokony hanome menaka iray hina koa izy isaky ny lafarinina iray efaha.+
-