19 Alohan’ny hivoahany any amin’ny tokotany ivelany misy ny vahoaka izy ireo no tokony hanala ny akanjo nentiny nanompo,+ ka hametraka an’ilay izy ao amin’ny efitra masina fisakafoana.+ Dia hanao akanjo hafa izy ireo, sao dia ho lasa masina koa ny vahoaka raha mbola anaovany ireny akanjony ireny.