2 Tantara 35:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nandrahoin’izy ireo* teo ambony afo araka ny fanao ny fanatitra atao amin’ny Paska.+ Ny fanatitra efa nohamasinina kosa nandrahoiny tao anaty vilany sy vilanibe ary vilany fisaka. Dia nateriny haingana teny amin’ny vahoaka rehetra izany.
13 Ary nandrahoin’izy ireo* teo ambony afo araka ny fanao ny fanatitra atao amin’ny Paska.+ Ny fanatitra efa nohamasinina kosa nandrahoiny tao anaty vilany sy vilanibe ary vilany fisaka. Dia nateriny haingana teny amin’ny vahoaka rehetra izany.