FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina koa i Seraia+ lehiben’ny mpisorona, sy Zefania+ mpisorona lefitra, ary ireo olona telo mpiandry varavarana.+

  • 2 Mpanjaka 25:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia namely azy ireo ny mpanjakan’i Babylona, ka namono azy ho faty tao Ribla, tany Hamata.+ Koa nesorina tao amin’ny taniny ny Joda ka natao sesitany.+

  • Jeremia 25:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izao mantsy: Raha ilay tanàna mitondra ny anarako aza no voalohany amin’ireo hasiako loza,+ dia ianareo indray ve no ho afa-maina?”’+

      “‘Tsy ho afa-maina mihitsy ianareo, fa hiantso sabatra hamely ny mponina rehetra eto an-tany aho’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara