FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 1:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa nandeha ireo zavamananaina, dia nandeha koa ny kodiarana. Ary rehefa niakatra niala tamin’ny tany ireo zavamananaina ireo, dia niakatra koa ny kodiarana.+ 20 Tany amin’izay nitarihan’ny fanahy azy no nandehanan’izy ireo, tany amin’izay nandehanan’ny fanahy. Dia niara-niakatra tamin’izy ireo ny kodiarana, satria ilay fanahy izay niasa tao amin’ireo zavamananaina* ihany no tao amin’ireo kodiarana ireo. 21 Rehefa nandeha izy ireo, dia nandeha koa ny kodiarana. Rehefa nijanona izy ireo, dia nijanona koa ny kodiarana. Ary rehefa niakatra niala tamin’ny tany izy ireo, dia niara-niakatra tamin’izy ireo koa ny kodiarana, satria ilay fanahy izay niasa tao amin’ireo zavamananaina ihany no tao amin’ireo kodiarana ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara