Ezekiela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoatr’izao ny tarehin’izy efatra: Tarehin’olona no teo anoloana, tarehin-diona+ no teo ankavanana, tarehin’omby+ no teo ankavia, ary tarehim-boromahery+ no tao aoriana.
10 Hoatr’izao ny tarehin’izy efatra: Tarehin’olona no teo anoloana, tarehin-diona+ no teo ankavanana, tarehin’omby+ no teo ankavia, ary tarehim-boromahery+ no tao aoriana.