Deoteronomia 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrareo,+ ilay Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Salamo 104:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 104 Te hidera an’i Jehovah aho!+ Tena miavaka tokoa ianao, Jehovah Andriamanitro ô!+ Mitafy haja amam-boninahitra ianao.+ 2 Toy ny akanjo andrakofanao ny tenanao ny hazavana;+Ary henjaninao toy ny tranolay ny lanitra.+
24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrareo,+ ilay Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+
104 Te hidera an’i Jehovah aho!+ Tena miavaka tokoa ianao, Jehovah Andriamanitro ô!+ Mitafy haja amam-boninahitra ianao.+ 2 Toy ny akanjo andrakofanao ny tenanao ny hazavana;+Ary henjaninao toy ny tranolay ny lanitra.+