FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Haja amam-boninahitra no eo anatrehany,+

      Ary hery sy fifaliana no ao amin’izay misy azy.+

  • Ezekiela 1:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nahita zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly manjelatra+ sy hoatran’ny afo aho, avy eo amin’ilay hoatran’ny andilany no ho miakatra. Avy eo amin’ny andilany no ho midina indray, dia zavatra mitovy amin’ny afo+ no tazako. Ary nisy hazavana be nanodidina azy, 28 hoatran’ny hazavan’ny avana+ eny amin’ny rahona rehefa avy ny orana. Sahala amin’izany no fahitana an’ilay hazavana namirapiratra nanodidina azy. Hoatran’ny voninahitr’i Jehovah+ no fahitana an’ilay izy. Rehefa nahita an’izany aho, dia niankohoka, ary nanomboka naheno feon’olona niteny.

  • Daniela 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Mbola nijery ihany aho dia nahita seza fiandrianana napetraka, ary nipetraka+ hitsara Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be.+ Fotsy mangatsakatsaka ny akanjony,+ ary toy ny volonondry madio ny volon-dohany. Afo miredareda ny seza fiandrianany, ary afo mandoro ny kodiaran’ilay izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara