Apokalypsy 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoatran’ny vato jaspa+ sy vatosoa sardoanina* no fahitana an’Ilay nipetraka. Ary nanodidina an’ilay seza fiandrianana dia nisy avana hoatran’ny emeraoda.+
3 Hoatran’ny vato jaspa+ sy vatosoa sardoanina* no fahitana an’Ilay nipetraka. Ary nanodidina an’ilay seza fiandrianana dia nisy avana hoatran’ny emeraoda.+