Deoteronomia 33:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy misy hoatran’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mamakivaky ny lanitra mba hanampy anao,Sady mitaingina rahona amin’ny voninahiny lehibe.+ Salamo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao;Ataonao avo noho ny lanitra* ny voninahitrao!+
26 Tsy misy hoatran’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mamakivaky ny lanitra mba hanampy anao,Sady mitaingina rahona amin’ny voninahiny lehibe.+
8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao;Ataonao avo noho ny lanitra* ny voninahitrao!+