-
Jeremia 42:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia henoy ny tenin’i Jehovah, ry sisa tavela amin’ny Joda! Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Raha tena tapa-kevitra ny ho any Ejipta ianareo ka mandeha mipetraka* any, 16 dia hahatratra anareo any Ejipta ny sabatra izay atahoranareo, ary hanaraka anareo any ny mosary izay mampanahy anareo, ka any ianareo no ho faty.+
-