FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nivondrona ireo mpanjaka amorita dimy,+ dia ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrona, ny mpanjakan’i Jarmota, ny mpanjakan’i Lakisy, ary ny mpanjakan’i Eglona. Ary nandeha izy ireo sy ny tafiny, ka nitoby nanodidina an’i Gibeona mba hiady taminy.

  • 1 Mpanjaka 21:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mbola tsy nisy olona hoatran’i Ahaba+ mihitsy, satria tapa-kevitra* hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy noho ny fampirisihan’i Jezebela+ vadiny. 26 Nanao zavatra faran’izay nahatsiravina i Ahaba. Nanompo an’ireo sampy maharikoriko* izy, hoatran’ny nataon’ny Amorita izay noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita.’”+

  • 2 Mpanjaka 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Nanao an’ireo zava-maharikoriko rehetra ireo i Manase mpanjakan’ny Joda. Nahavita zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra vitan’ny Amorita+ talohany+ izy, sady nahatonga ny Joda hanota satria nanao sampy maharikoriko.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara