-
1 Mpanjaka 14:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana ny Joda,+ ka nampahatezitra azy mihoatra noho ny razambeny izy ireo noho ny fahotana vitany.+ 23 Nanao toerana avo ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanangana tsangambato masina sy tsato-kazo masina,*+ teny amin’ny havoana+ rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+
-
-
2 Tantara 21:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Lasa mpanjaka i Jorama tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tany Jerosalema izy.+
-