Ezekiela 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, miara-mipetraka amin’ny mpikomy ianao. Manana maso hijerena izy ireo saingy tsy mahita, ary manana sofina hihainoana saingy tsy mandre.+ Taranaka mpikomy mantsy izy ireo.+
2 “Ry zanak’olona, miara-mipetraka amin’ny mpikomy ianao. Manana maso hijerena izy ireo saingy tsy mahita, ary manana sofina hihainoana saingy tsy mandre.+ Taranaka mpikomy mantsy izy ireo.+