Isaia 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Indrisy fa lasa mpivaro-tena+ ilay tanàna+ tsy nivadika! Ny rariny no nanjaka tao,+Ary nanao ny marina daholo ny olona tao,+Nefa izao mpamono olona daholo no ao.+ Jeremia 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy i Jehovah tamiko tamin’ny andron’i Josia+ Mpanjaka: “‘Hitanao ve ny nataon’ny Israely mpivadika? Miakatra eny amin’ny tendrombohitra avo rehetra sy eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra izy mba hivaro-tena.+
21 Indrisy fa lasa mpivaro-tena+ ilay tanàna+ tsy nivadika! Ny rariny no nanjaka tao,+Ary nanao ny marina daholo ny olona tao,+Nefa izao mpamono olona daholo no ao.+
6 Hoy i Jehovah tamiko tamin’ny andron’i Josia+ Mpanjaka: “‘Hitanao ve ny nataon’ny Israely mpivadika? Miakatra eny amin’ny tendrombohitra avo rehetra sy eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra izy mba hivaro-tena.+