FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mika 3:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoy aho: “Mba mihainoa ianareo lohany eo amin’ny taranak’i Jakoba,

      Sy ianareo mpitondra eo amin’ny taranak’Israely.+

      Tsy ianareo ve no tokony hahalala ny atao hoe rariny?

       2 Mankahala ny tsara+ anefa ianareo sady tia ny ratsy.+

      Manendaka ny hoditry ny vahoakako ianareo, ary manendaka ny nofo amin’ny taolany.+

       3 Mihinana ny nofon’ny vahoakako koa ianareo,+

      Sady manendaka ny hodiny.

      Vakivakinareo ny taolany dia potipotehinareo,+

      Hoatran’ny zavatra andrahoina ao anaty vilany* sy hoatran’ny hena ao anaty vilany.

  • Lioka 13:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ilay mpamono ny mpaminany sy mpitora-bato an’izay irahina ho any aminao!+ Impiry aho no te hanangona ny zanakao, hoatran’ny reniakoho manangona ny zanany ao ambany elany, nefa tsy nety ianareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara