-
Ezekiela 22:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Toy ny amboadia mamiravira remby ny andriana ao aminao, ka mandatsa-dra sy mamono olona mba hahazoana tombony tsy ara-drariny.+
-
-
Amosa 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Henoy izao, ry mpampijaly ny mahantra,
Dia ianareo izay mandripaka ny mpandefitra eto amin’ity tany ity,+
-
Zefania 3:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ny andrianany dia liona mierona.+
Ny mpitsarany indray amboadia mihaza amin’ny alina,
Ka na taolana iray aza tsy avelany ho tratran’ny andro maraina.
-
-
-