-
Mika 3:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hoy aho: “Mba mihainoa ianareo lohany eo amin’ny taranak’i Jakoba,
Sy ianareo mpitondra eo amin’ny taranak’Israely.+
Tsy ianareo ve no tokony hahalala ny atao hoe rariny?
-
-
Zefania 3:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ny andrianany dia liona mierona.+
Ny mpitsarany indray amboadia mihaza amin’ny alina,
Ka na taolana iray aza tsy avelany ho tratran’ny andro maraina.
-