-
Isaia 3:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia sahinareo ve ny mamotika ny vahoakako,
Sy mampihosina ny tarehiny ao anaty vovoka?”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony.
-