2 Mankahala ny tsara+ anefa ianareo sady tia ny ratsy.+
Manendaka ny hoditry ny vahoakako ianareo, ary manendaka ny nofo amin’ny taolany.+
3 Mihinana ny nofon’ny vahoakako koa ianareo,+
Sady manendaka ny hodiny.
Vakivakinareo ny taolany dia potipotehinareo,+
Hoatran’ny zavatra andrahoina ao anaty vilany sy hoatran’ny hena ao anaty vilany.