-
Ezekiela 34:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ry zanak’olona, maminania hoe hisy loza hanjo an’ireo mpiandry ondry eo amin’ny Israely. Maminania ka lazao amin’ireo mpiandry ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hahita loza ny mpiandry ondry any Israely,+ izay mamahan-tena fotsiny! Tsy ny andian’ondry ve no tokony homeny sakafo?+ 3 Haninareo ny taviny, ataonareo akanjo ny volonondry, ary vonoinareo ny ondry matavy indrindra,+ nefa ny andian’ondry tsy omenareo sakafo.+
-