FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny be dia be i Manase ka nofenoiny ra i Jerosalema.+ Efa nahatonga ny Joda hanota koa izy, ka nanjary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy ireo.

  • Jeremia 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ‘Ny masonao sy ny fonao kosa tsy mieritreritra afa-tsy ny haka tombony azo amin’ny tsy marina,

      Sy handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny,

      Ary hanambaka sy haka an-keriny.’

  • Mika 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Mihinana ny nofon’ny vahoakako koa ianareo,+

      Sady manendaka ny hodiny.

      Vakivakinareo ny taolany dia potipotehinareo,+

      Hoatran’ny zavatra andrahoina ao anaty vilany* sy hoatran’ny hena ao anaty vilany.

  • Zakaria 11:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitro: ‘Andraso ny andian’ondry natao hovonoina.+ 5 Mamono azy ny mpividy azy,+ nefa tsy lazaina hoe meloka. Dia hoy ireo olona mivarotra azy:+ “Hoderaina anie i Jehovah, fa ho mpanankarena aho!” Ary tsy mangoraka azy ny mpiandry azy.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara