-
Amosa 2:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Izao no tenin’i Jehovah:
‘Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy intelo ny Israely,+ inefatra mihitsy aza.
Namidiny mantsy ny olo-marina mba hahazoana volafotsy,
Ary namidiny ny mahantra mba hahazoana kapa.+
Amin’ny ankizivavy iray ihany ny lehilahy iray sy ny zanany lahy no manao firaisana,
Ka manazimbazimba ny anarako masina.
-