-
Isaia 27:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoatr’izao àry no handrakofana ny fahadisoan’i Jakoba,+
Ary izao no ho vokany rehefa esorina ny fahotany:
-
-
Ezekiela 16:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nanamboatra dongon-tany ho anao ianao, sady nanao toerana avo teny amin’ny tany malalaka rehetra teny.
-