Isaia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ho tezitra be amin’i Jerosalema i Jehovah ka hotsarainy ny zanakavavin’i Ziona.+ Izany no fomba hanasany azy ho afaka amin’ny lotony* sy hanadiovany azy ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao.+ Isaia 48:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nodioviko ianao, nefa tsy nataoko hoatran’ny manadio volafotsy.+ Nosedraiko* tao anatin’ny fatana fandrendrehana ianao, izany hoe tao anatin’ny fahoriana.+
4 Ho tezitra be amin’i Jerosalema i Jehovah ka hotsarainy ny zanakavavin’i Ziona.+ Izany no fomba hanasany azy ho afaka amin’ny lotony* sy hanadiovany azy ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao.+
10 Nodioviko ianao, nefa tsy nataoko hoatran’ny manadio volafotsy.+ Nosedraiko* tao anatin’ny fatana fandrendrehana ianao, izany hoe tao anatin’ny fahoriana.+