Ezekiela 36:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hofafazako rano madio ianareo ka hadio.+ Hodioviko ianareo, ka ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny sampy maharikoriko rehetra notompoinareo.+
25 Dia hofafazako rano madio ianareo ka hadio.+ Hodioviko ianareo, ka ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny sampy maharikoriko rehetra notompoinareo.+