Isaia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ho tezitra be amin’i Jerosalema i Jehovah ka hotsarainy ny zanakavavin’i Ziona.+ Izany no fomba hanasany azy ho afaka amin’ny lotony* sy hanadiovany azy ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao.+ Jeremia 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hodioviko izy ireo mba ho afaka amin’ny heloka rehetra vitany tamin’izy ireo nanota tamiko.+ Havelako daholo ny helony tamin’izy ireo nanota tamiko sy nandika ny lalàko.+
4 Ho tezitra be amin’i Jerosalema i Jehovah ka hotsarainy ny zanakavavin’i Ziona.+ Izany no fomba hanasany azy ho afaka amin’ny lotony* sy hanadiovany azy ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao.+
8 Hodioviko izy ireo mba ho afaka amin’ny heloka rehetra vitany tamin’izy ireo nanota tamiko.+ Havelako daholo ny helony tamin’izy ireo nanota tamiko sy nandika ny lalàko.+