FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 23:46, 47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 “Fa izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hisy tafika hoentina hamely azy ireo, ka hihorohoro ny olona rehefa mahita an’izay manjo azy. Ho voaroba+ koa izy ireo. 47 Dia hitora-bato azy+ ilay tafika, ka handripaka azy amin’ny sabatra. Hovonoin’ireny ny zanany lahy sy ny zanany vavy,+ ary hodorany koa ny tranony.+

  • Habakoka 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa hampiasa* ny Kaldeanina aho,+

      Dia ilay firenena tsy mifaditrovana sady maimaika hanao zavatra.

      Mitety toerana midadasika eny ambonin’ny tany izy ireo,

      Mba haka fonenana tsy azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara