-
Jeremia 23:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “Hitako ny zavatra maharikoriko ataon’ireo mpaminanin’i Samaria.+
Maminany amin’ny anaran’i Bala izy ireo,
Ary mitarika ny Israely vahoakako any amin’ny lalan-diso.
-
-
Ezekiela 23:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Hosotroinao daholo ny ao anatin’ny kaopin’i Samaria rahavavinao.
Dia ho mamo be* sy ho vonton’alahelo ianao,
Ka hihorohoro ny olona mahita anao, ary ho lasa aolo ianao.
-