-
Jeremia 32:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nogadrain’i Zedekia mpanjakan’ny Joda mantsy izy.+ Hoy i Zedekia taminy: “Fa maninona ianao no maminany hoatr’izany? Milaza ianao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Hataoko resin’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity, ka ho azony.+ 4 Ary tsy ho afa-mandositra an’ireo Kaldeanina i Zedekia mpanjakan’ny Joda. Fa hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona tokoa izy, ka hiresaka mivantana aminy sy hifanatri-maso aminy.”’+
-