Ezekiela 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Haparitako any amin’ny vazan-tany efatra ny olona rehetra manodidina azy,+ izany hoe ny mpanampy azy sy ny miaramilany. Ary hanatsoaka sabatra aho dia henjehiko izy ireo.+
14 Haparitako any amin’ny vazan-tany efatra ny olona rehetra manodidina azy,+ izany hoe ny mpanampy azy sy ny miaramilany. Ary hanatsoaka sabatra aho dia henjehiko izy ireo.+