2 Hitsiry toy ny rantsankazo+ eo anatrehany izy, hoatran’ny faka maniry eny amin’ny tany karakaina.
Tsy mba hoatran’ny olo-manan-kaja no fahitana azy, sady tsy manana voninahitra izy.+
Tsy mba voasarika hanatona azy izahay rehefa mahita ny bika aman’endriny.