Salamo 51:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amoròny fo madio aho, Andriamanitra ô,+Ary omeo toe-tsaina vaovao+ tsy miova mihitsy. Jeremia 32:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hataoko iray fo+ izy ireo ary lalana iray ihany no handehanany, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+ Ezekiela 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Homeko fo iray*+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo*+ izy ireo. Efesianina 4:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tokony hanavao ny toe-tsainareo*+ foana koa ianareo, 24 ary tokony hitafy ny toetra vaovao+ izay noforonina mifanaraka amin’ny sitrapon’Andriamanitra, sady mifanaraka amin’izay atao hoe tena marina sy tsy mivadika.
39 Hataoko iray fo+ izy ireo ary lalana iray ihany no handehanany, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+
19 Homeko fo iray*+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo*+ izy ireo.
23 Tokony hanavao ny toe-tsainareo*+ foana koa ianareo, 24 ary tokony hitafy ny toetra vaovao+ izay noforonina mifanaraka amin’ny sitrapon’Andriamanitra, sady mifanaraka amin’izay atao hoe tena marina sy tsy mivadika.