Isaia 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Miseho eo anatrehako ianareo,+Nefa iza no niteny taminareo hoeTongava hanitsakitsaka ny tokotaniko?+ Isaia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ezekiela 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Ry zanak’olona, efa tapa-kevitra ny hanompo ny sampiny maharikoriko* ireo lehilahy ireo. Efa nanisy vato mahatafintohina mahatonga ny olona hanota koa izy ireo. Koa izaho ve dia hanaiky hanontaniany?+
12 Miseho eo anatrehako ianareo,+Nefa iza no niteny taminareo hoeTongava hanitsakitsaka ny tokotaniko?+
3 “Ry zanak’olona, efa tapa-kevitra ny hanompo ny sampiny maharikoriko* ireo lehilahy ireo. Efa nanisy vato mahatafintohina mahatonga ny olona hanota koa izy ireo. Koa izaho ve dia hanaiky hanontaniany?+