Nomery 14:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia ho lasa mpiandry ondry atỳ an-tany efitra mandritra ny 40 taona ny zanakareo,+ ka ry zareo no hizaka ny vokatry ny nivadihanareo tamiko,* mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.+
33 Dia ho lasa mpiandry ondry atỳ an-tany efitra mandritra ny 40 taona ny zanakareo,+ ka ry zareo no hizaka ny vokatry ny nivadihanareo tamiko,* mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.+