Mpitsara 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra nofidinareo.+ Ireny asaina mamonjy anareo amin’izao manjo anareo izao!”+ Salamo 81:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa navelako hanaraka ny ditran’ny fony* izy;Nanao izay saim-pantany* izy ireo.+
14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra nofidinareo.+ Ireny asaina mamonjy anareo amin’izao manjo anareo izao!”+